plt_tq/2ch/33/14.md

4 lines
244 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Taorian'ny nivavahan'i Manase, inona no asa noraisiny hampisehoany ny neniny?
Nanangana manda avo nanodidina an'i Joda izy ary nanala ireo andriamani-kafa, ireo sampy izay napetrany tao an-tranon'Andrimanitra, ary ireo alitara izay naoriny.