forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
337 B
Markdown
4 lines
337 B
Markdown
|
# Inona no nitranga tamin'i Hezekia rehefa tsy nanome fisaroana tamin'i Yaveh izy raha toa ka narary mafy efa ho faty izy?
|
||
|
|
||
|
Ny hatezeran'Andriamanitra tonga taminy, sy Joda ary Jerosalema. Taorian'ny fanetre-tenany sy ireo olon'ny Jerosalema, ny hatezeran'Andriamanitra tsy tonga teo amin'izy ireo nandritry ny androm-piainan'i Hezekia.
|