forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
900 B
Markdown
12 lines
900 B
Markdown
|
# Ahoana no namalian'i Azaria mpisoronabe an'i Hezekia rehefa nantany ireo mpisorona sy ireo Levita mahakasika ireo atotan-javatra izy?
|
||
|
|
||
|
Namaly Azaria fa ny olona dia nitondra ny ampahafolony ary nametraka ireo tao amin'ny atotan-javatra lehibe. Niresaka tamin'i Hezekia izy fa efa nihinana betsaka izy ireo, ary ireo atotan-javatra ireo dia nisy ambiny satria Yaveh efa nitaha ny olona.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nandidian'i Hezekia ho voahomana ary inona no nataon'ny olona?
|
||
|
|
||
|
Hezekia dia nandidy ny trano fitahirizana voahomana tao an-tranon'i Yaveh. Dia nanomana ireo ny olona ary nitondra ireo tamin'ny fanatitra, tamin'ny ampahafolo, ary nanamasina ireo zavatra.
|
||
|
|
||
|
# Iza no notendren'i Hezekia sy Azaria ho mpitantana mifehy ny trano fitahirizana?
|
||
|
|
||
|
Hezekia sy Azaria dia nanendry an'i Konania mpitantana amin'ny fifehezana miaraka amin'ny rahalahin'i Konania, Simey, ho mpitantana faha roa amin'ny fifehezana.
|