forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
566 B
Markdown
8 lines
566 B
Markdown
|
# Inona no notendren'i Hezekia ireo mpisorona sy ireo Levita ho atao taorian'izy nandrindra azy ireo tamin'ny fizarazàrany?
|
||
|
|
||
|
Hezekia dia nanendry azy ireo hanao fanatitra dorana, fanatim-piombonana, mba hanompo, mba hanolotra fisaorana, ary mba hidera eo amin'ireo vavahadin'ny tempolin'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Inona no fizaràna notendren'i Hezekia rehefa voatolotra izany?
|
||
|
|
||
|
Ny fizaràna dia ho fizaràn'ny mpanjaka avy amin'ireo harenany manokana, ary ireo fanatitra dorana dia ho amin'ny maraina, hariva, ny andro Sabata, volana vaovao, sy ny andro firavoravoana voatendry.
|