forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
276 B
Markdown
4 lines
276 B
Markdown
|
# Nahoana ireo mpisorona no namono ireo biby ary nanosotra ny ràny teo amin'ny alitara?
|
||
|
|
||
|
Namono ireo biby sy nanosotra ny ràn'ireo teo amin'ny alitara ireo mpisorona mba hanavotana an'Israely rehetra. Ilay fanatitra dorana sy fanatitra noho ny hota dia natao ho an'israely.
|