forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
465 B
Markdown
8 lines
465 B
Markdown
|
# Inona no vokatrin'ny hatezeran'i Yaveh nilatsaka tamin'ny Joda sy Jerosalema?
|
||
|
|
||
|
Nanaon'i Yaveh toy ny zavatra fampihorohoroana, fampitahorana, sy fanalam-baraka i Joda sy Jerosalema.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nitranga tamin'ireo rainy, ireo zanany lahy, ireo zanany vavy, ary ireo vadiny noho ny hatezeran'i Yaveh?
|
||
|
|
||
|
Ny rain'izy ireo dia lavo tamin'ny sabatra, ary ireo zanany lahy, ireo zanany vavy, sy ireo vadiny dia nentina tao amin'ny fahababoana noho ny hatezeran'i Yaveh.
|