forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
260 B
Markdown
4 lines
260 B
Markdown
|
# Inona no nolazain'i Hezekia an'ireo Levita ho atao taorian'ny nanokafany ireo varavaran'ny tranon'i Yaveh ka nanamboatra ireo?
|
||
|
|
||
|
Hezekia nilaza tamin'ireo Levita hanamasina ny tenany, hanamasina ny tranon'i Yaveh, ary hanala ny loto amin'ny fitoerana masina.
|