plt_tq/2ch/28/05.md

4 lines
269 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no antony faharesen'i Ahaza teo an-tanan'ireo Arameana ary koa teo an-tanan'ny mpanjakan'Israely?
Resy tamin'ny alalan'ireo Arameanina sy ny mpanjakan'Israely Ahaza satria izy sy ireo vahoakany efa nahafoy an'i Yaveh, ilay Andriamanitrin'ny razamben'izy ireo.