plt_tq/2ch/25/27.md

8 lines
342 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nanomboka nanohitra an'i Amazia taorian'ny nialany tamin'ny fanarahana an'i Yaveh?
Taorian'ny nialan'i Amazia tamin'ny fanarahana an'i Yaveh, dia tetika iray no nanomboka nanohitra azy.
# Taiza i Amazia no nilevina taorian'ny namonoana azy tany Lakisa?
Nilevina niaraka tamin'ireo razambeny tany amin'ny tanànan'i Joda Amazia.