forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
320 B
Markdown
4 lines
320 B
Markdown
|
# Tamin'ny toerana toy inona no niverenan'i Johasa taorian'ny nandrodanany ny mandan'ny Jerosalema ka naka zava-tsarobidy maro avy amin'ny tempoly sy ny rova, mbamin'ireo takalon'aina izy?
|
||
|
|
||
|
Niverina tany Samaria Johasa taorian'ny nandàvony ny mandan'ny Jerosalema ary naka ireo zava-tsarobidy maro sy takalon'aina izy.
|