plt_tq/2ch/25/20.md

8 lines
441 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahaona ny tanan'Andriamanitra no ho eo amin'ny vahoakan'i Joda eo an-tanan'ireo fahavalony?
Hitazona azy ireo an-tanan'ireo fahavalony Andriamanitra satria efa nitady torohevitra avy amin'ireo andriamanitry Edoma izy ireo.
# Inona no niseho rehefa nihaona nifanatri-tava tany Beti-semesy i Johasa mpanjakan'Israely, sy i Amazia mpanjakan'i Joda?
Ny vokany dia lavo teo anatrehan'Israely i Joda ary nandositra nody ny lehilahy rehetra.