forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
528 B
Markdown
8 lines
528 B
Markdown
|
# Inona no nataon'i Amazia tamin'ireo andriamanitra izay nentiny avy any amin'ny vahoakan'i Seira?
|
||
|
|
||
|
Nataon'i Amazia ho lasa andriamaniny manokana ireo andriamanitra, niankohoko teo anolon'ireo, ary nandoro ditin-kazo manitra ho an'ireo.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nangatahinan'ireo mpaminany nalefan'i Yaveh tamin'i Amazia momba ireo andriamanitrin'ny vahoakan'i Seira?
|
||
|
|
||
|
Ireo mpaminany dia nangataka an'i Amazia ny antony nitadiavany ireo andriamanitrin'ny vahoaka izay andriamanitra tsy mahavonjy ireo olony avy amin'ny tain'i Amazia akory.
|