forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
474 B
Markdown
8 lines
474 B
Markdown
|
# Nahoana no nilaza tamin'ny mpanjaka ny lehilahin'Andriamanitra fa tokony tsy hamela ny tafik'Israely hiaraka aminy izy?
|
||
|
|
||
|
Ny lehilahin'Andriamanitra nilaza tamin'ny mpanjaka fa ny tafik'Israely tokony tsy hiaraka aminy satria Yaveh tsy homba an'Israely.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazain'ny lehilahin'Andriamanitra izay hitranga na dia natanjan-tsaina sy nahery aza i Amazia tamin'ny ady?
|
||
|
|
||
|
Ilay lehilahin'Andriamanitra dia nilaza fa Andriamanitra dia hanipy azy eo anoloan'ny fahavalo.
|