plt_tq/2ch/24/15.md

4 lines
256 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana i Joiada no nalevina teo amin'ireo mpanjaka tao amin'ny tanànan'i Davida?
Nalevin'izy ireo tao an-tanànan'i Davida teo amin'ireo mpanjaka izy, satria efa nanao ny tsara teo amin'Israely, manoloana an'Andriamanitra, sy ny tranon'Andriamanitra.