plt_tq/2ch/14/01.md

4 lines
210 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona avy ireo asan'i Asa manaporofo izay tsara sy marina nataony teo imason'i Yaveh?
Nesorin'i Asa ny alitara vahiny sy ny toerana masina, dia noravainy ireo andrim-bato, ary notapahany ireo baon'Aseraha.