plt_tq/2ch/11/22.md

4 lines
245 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ny fomba iray amin'izay nanjakan'i Rehoboama am-pahendrena?
Nanjaka am-pahendrena i Rehoboama tamin'ny alalan'ny fampiehelazana ireo zanany lahy rehetra nanerana ny tany rehetra an'ny Joda sy Benjamina tamin'ny tanàna voaharo rehetra.