forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
530 B
Markdown
8 lines
530 B
Markdown
|
# Nahoana ireo Levita no nandao ireo tanim-bilony sy ny fananany mba hatongavana any Joda sy Jerosalema?
|
||
|
|
||
|
Nanadao ireo tanim-bilony sy ny fananany ireo Levita satria efa noroahin'i Jeroboama sy ireo zanaka lahiny izy ireo, mba tsy hahafahan'izy ireo manao ireo adidy amin'ny maha- mpisorona ho an'i Yaveh intsony.
|
||
|
|
||
|
# Ahoana no nanoloan'i Jeroboama ireo mpisorona sy ireo Levita izay nifindra tany Joda?
|
||
|
|
||
|
Jeroboama dia nanendry mpisorona ho azy ho amin'ireo toerana masina ary ireo sampin'ny osy sy zanak'omby izay efa namboariny.
|