plt_tq/2ch/11/11.md

4 lines
176 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona avy ireo zava-bitan'i Rehoboama?
Nanamafy ny fiarovana i Rehoboama, nametraka mpibaiko tao amin'izy ireo, ary nametraka apinga sy lefona tany amin'ny tanàna rehetra.