plt_tq/2ch/10/10.md

4 lines
294 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ny torohevitra nomen'ilay tovolahy izay niara lehibe tamin'i Rehoboama mahakasika ny fanontanian'ny olona hanamaivanana ny ziogan'izy ireo?
Nanorohevitra an'i Rehoboama ilay tovolahy nilaza ny vahoaka fa ny raiko namesatra anareo tamin'ny zioga mavesatra, ka ho ampiako ny zioganareo.