plt_tq/2ch/06/36.md

8 lines
503 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ny fangatahana nataon'i Solomona tamin'i Yaveh?
Nangataka tamin'i Yaveh i Solomona ny mba hiainoany ny fianianan'ny vohoakan'Israely sy ny famelan-keloka azy ireo taorian'ny nanotan'izy ireo, efa naka ny babo tamin'ny tanin'ny fahavalon'izy ireo, ary nibebaka tamin'ireo hotany.
# Inona no tian'i Solomona ataon'i Yaveh?
Ny tian'i Solomona ataon'i Yaveh dia ny hihainoana tsara ireo vavak'olona, hampitafy ireo mpisorona amin'ny famonjena, ary hamela ny fanahiny hifaly ao amin'ny hatsarany.