plt_tq/2ch/04/01.md

8 lines
299 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Firy no lafin'ny alitara varahina?
Roapolo hakiho halavan'ny alitara varahina, roapolo hakiho ny velarany, ary folo hakiho hahavony.
# Manao ahoana ny habenan'ny tavin-drano manodidina ny vy?
Folo hakiho ny molon'ny tavin-drano. Dimy hakiho ny hahavony ary telopolo hakiho ny manodidina izany.