plt_tq/2ch/03/01.md

8 lines
484 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana i Solomona no nanomboka nanangana ny tranon'i Yaveh tao am-pamolonan'i Ornana Jebosita teo an-tendrombohitr'i Moria?
Nanomboka nanangana ny tranon'i Yaveh teny i Solomona satria tany no nisehoan'i Yaveh tamin'i Davida rainy.
# Inona no lafiny fototra izay nametrahana an'i Solomona tamin'ny tranon'i Yaveh?
Ireo lafiny fototra tamin'ny tranon'Andriamanitra dia enim-polo hakiho ny halavany sy roapolo hakiho ny velarany, amin'ny fampiasana hakiho amin'ny endriny taloha.