forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
241 B
Markdown
4 lines
241 B
Markdown
|
# Tamin'ny fomba ahoana no nahitan'ny rehetra ny harenan'i Solomona.
|
||
|
|
||
|
Nanana kalesy 1.400 ary mpitaingin-tsoavaly roa arivo sy iray alina, volafotsy sy volamena tahaka ny vato, ary hazo sedara tahaka ny hazon'aviavy any amin'ny tany lonaka.
|