plt_tq/1th/04/16.md

16 lines
680 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana no fomba hidinan'ny Tompo avy any an-danitra?
Ny Tompo dia hidina avy any an-danitra miaraka amin'ny feo avo sy ny trompetran'Andriamanitra.
# Iza no hitsangana voalohany, ary iza no hitsangana miaraka amin'izy ireo avy eo?
Ireo maty ao amin'i Kristy no hitsangana voalohany, avy eo ireo izay mbola velona hihaona amin'izy ireo.
# Iza no hihaonan'ireo izay nitsangana, ary hafiriana?
Ireo nitsangana dia hihaona amin'ny Tompo eny amin'ny habakabaka, ary hiaraka amin'ny Tompo mandrakariva.
# Inona no nolazain'i Paoly ho ataon'ireo Tesaloniana amin'ireo fampianarana momba ireo izay nodimandry?
Nasain'i Paoly nankahery ny hafa tamin'ireo teniny ireo Tesaloniana.