forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
237 B
Markdown
4 lines
237 B
Markdown
|
# Inona no fanamby nomen'i Samoela ny vahoakan'Israely?
|
||
|
|
||
|
Nasain'i Samoela nihevitra ny zavatra lehibe izay nataon'i Yaveh ho azy ireo mba hatahoran'izy ireo sy hanompoan'izy ireo Azy amin'ny fahamarinana amin'ny fony manontolo izy ireo.
|