forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
238 B
Markdown
4 lines
238 B
Markdown
|
# Nahoana i Samoela, Saoly ary ny vahoakan'Israely rehetra no nandeha tany Gilgala?
|
||
|
|
||
|
Nandeha tany Gilgala izy ireo mba hanao sorona fanati-pihavanana ary hanavao ny fanjakana amin'ny fanaovana an'i Saoly ho mpanjaka eo anatrehan'i Yaveh.
|