plt_tq/1sa/10/26.md

4 lines
242 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no nanehon'ny olona tsy misy dikany sasany ny tsy fitiavan'izy ireo an'i Saoly?
Nisy olona tsy misy dikany nanamavo an'i Saoly tamin'ny tsy fitondrana fanomezana ho azy sy tamin'ny fanontaniana ny fomba hahafahany mamonjy azy ireo.