plt_tq/1sa/10/25.md

4 lines
214 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no nametrahana sy nitanana ireo fomba sy fitsipiky ny fanjakana?
Nambaran'i Samoela tamin'ny vahoaka ny fomba sy ny fitsipiky ny fanjakana, nosoratany tao anaty boky, ary napetrany teo anatrehan'i Yaveh.