plt_tq/1sa/10/14.md

8 lines
358 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i saoly tamin'ny dadatoany rehefa nanontaniana ny amin'izay nalehany izy?
Nambaran'i Saoly fa rehefa tsy nahita ireo ampondra izy sy ny mpanompony, dia nandeha nitady an'i Samoela.
# Inona no tsy nambaran'i Saoly tamin'ny dadatoany momba izay nolazain'i Samoela taminy?
Tsy nolazain'i Samoela tamin'ny dadatoany ilay resaka fanjakana.