plt_tq/1sa/08/06.md

8 lines
434 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Samoela rehefa tsy faly tamin'ny fangatahana avy amin'ireo loholon'Israely mba hanome mpanjaka azy ireo izy?
Nivavaka tamin'i Yaveh izy.
# Nahoana Yaveh no nilaza tamin'i Samoela mba hankatoa ny feon'ny vahoaka amin'ny zavatra rehetra izay lazain'izy ireo aminy?
Nasain'i Yaveh nankatoa ny feon'izy ireo i Samoela satria tsy nandà an'i Samoela izy ireo, fa nandà an'i Yaveh tsy ho mpanjaka teo amin'izy ireo.