plt_tq/1ki/22/26.md

4 lines
266 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nodidian'ny mpanjakan'Israely ho atao amin'i Mikaia?
Ny mpanjakan'Israely dia nandidy fa i Mikaia dia hosamborina ary ho atao an-tranomaizina sy ho fahanana amin'ny mofo kely sy rano kely fotsiny ihany mandra-piverin'ny mpanjakan'Israely soa aman-tsara.