plt_tq/1ki/21/01.md

8 lines
325 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tadiavin'i Ahaba mpanjakan'i Samaria avy amin'i Nabota ilay Jezirelita?
Ahaba, mpanjakan'i Samaria, dia mitady ny tanim-boaloboka avy amin'i Nabota, izay eo akaikin'ny lapany.
# Inona no nataon'i Ahaba takalon'ny tanim-boalobok'i Nabota?
Ahaba dia hanolotra tanim-boaloboka tsaratsara kokoa na hanome vola azy.