plt_tq/1ki/20/31.md

4 lines
291 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'ireo mpanompon'i Bena-hadada ho an'ny Bena-hadada?
Ny mpanompon'i Bena-hadada dia nametaka lamba fisaonana teo am-balahany ary tady nanodidina lohany dia nandeha tany amin'ny mpanjakan'Israely ary nitalaho tamin'ny mpanjakan'Israely mba hamela an'i Bena-hadada ho velona.