plt_tq/1ki/20/09.md

8 lines
328 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hafatra naverin'i Ahaba tamin'i Bena-hadada?
Ahaba dia niteny tamin'i Bena-hadada fa izy dia nanaiky ny fangatahana voalohany, saingy tsy afaka ny hanaiky ny fangatahana faharoa.
# Inona no navalin'i Bena-hadada tamin'ny hafatr'i Ahaba?
Bena-hadada dia nanao fianianana fa izy dia nanao an'ny Samaria ho lavenona.