plt_tq/1ki/18/03.md

4 lines
287 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no nankatoavan'i Obadia an'i Yaveh rehefa namono ireo mpaminanin'i Yaveh i Jezebela?
Obadia dia nanome voninahitra an'i Yaveh tamin'ny alalan'ny fanafenana ny iray tamin'ireo mpaminany zato tamin'ireo isan-dimampolo tao an-davabato ary namahana azy ireo tamin'ny mofo sy rano.