plt_tq/1ki/17/22.md

4 lines
263 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no nahafantaran'ilay vehivavy fa i Elia dia lehilahin'Andriamanitra?
Ilay vehivavy dia nahafantatra fa Elia dia lehilahin'Andriamanitra rehefa velona ny zanany lahy, ary nalain'i Elia ilay zaza ary nentiny nivoaka ny efitra izy nidina nankany an-trano.