plt_tq/1ki/16/07.md

4 lines
234 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ny tenin'i Yaveh no nanohitra an'i Basa sy ny fianakaviany?
Ny tenin'i Yaveh dia nanohitra an'i Basa sy ny fianakaviany, noho ny ratsy izay nataony teo imason'i Yaveh ary koa namonoa ny fianakavian'i Jeroboama rehetra izy.