plt_tq/1ki/14/14.md

8 lines
282 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Hatraiza i Yaveh no nitreny izay hanelezany ny Israely?
Yaveh dia niteny fa Izy dia hanely ny Israely any an-dafin'ny onin'i Efrata
# Inona no nolazain'i Yaveh raha nitarika an'Israely tamin'ny nataony i Jeroboama?
Yaveh dia nilaza fa Jeroboama dia nitarika ny Israely hanota.