plt_tq/1ki/12/12.md

12 lines
356 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nampianarin'ny mpanjaka ny olona ho atao?
Ny mpanjaka dia nampianatra ny olona hiverina amin'ny andro faha telo.
# Ahoana no navalin'ny mpanjaka ny olona?
Ny mpanjaka dia namaly ny olona tamin'ny teny mafy.
# Inona no nolazain'ny mpanjaka ho atao amin'ny zioga eo amin'ny olona?
Ny mpanjaka dia nilaza ny hanampy ny zioga eo amin'ny olona.