forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
396 B
Markdown
8 lines
396 B
Markdown
|
# Nahoana ireo vahiny no tonga avy amin'ny firenen-davitra?
|
||
|
|
||
|
Ny vahiny dia avy any amin'ny firenen-davitra noho ny anaran'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana i Solomona no nangataka an'i Yaveh hanao izay rehetra nangatahan'ny vahiny taminy ho atao?
|
||
|
|
||
|
Solomona dia nangataka an'i Yaveh hanao izay rehetra nangatahan'ny vahiny taminy ho atao mba hafan'ny vondron'olona rehetra mahalala ny anarany ka hatahotra Azy.
|