forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
290 B
Markdown
8 lines
290 B
Markdown
|
# Inona no sakafo nomen'i Solomona an'i Hirama?
|
||
|
|
||
|
Nomen'i Solomona varimbazaha roa alina kora sy diloilo tsy mitapoka roapolo kora isan-taona i Hirama.
|
||
|
|
||
|
# Nisy fihavanana ve teo amin'i Hirama sy Solomona?
|
||
|
|
||
|
Eny, nisy fihavanana teo amin'i Hirama sy Solomona ary nanao fanekena izy roa tonta.
|