forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
253 B
Markdown
4 lines
253 B
Markdown
|
# Inona no nataon'ilay vehivavy iray izay niteny tamin'i Solomona mpanjaka?
|
||
|
|
||
|
Ilay vehivavy iray dia niteny fa ilay vehivavy iray dia naka ilay zanany velona teo aminy ary nametraka ny fatin'ny zanan'ilay vehivavy iray teo an-tratrany rehefa natory izy.
|