forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
201 B
Markdown
4 lines
201 B
Markdown
|
# Nahoana i Simey no nanisy lasely ny borikiny ka niala avy tao Jerosalema mba handeha ho any Gata?
|
||
|
|
||
|
Simey dia nandeha tany Gata mba hitondra ny roa tamin'ireo mpanompony izay nandositra azy hiverina.
|