forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
366 B
Markdown
8 lines
366 B
Markdown
|
# Taiza i Simey no navelan' i Solomona mpanjaka hitoetra?
|
||
|
|
||
|
Solomona dia niteny tamin'i Simey fa izy dia afaka mitoetra ao Jerosalema.
|
||
|
|
||
|
# Inona no fandraràna nataon'i Solomona Mpanjaka an'i Simey rehefa namela azy hitoertra any Jerosalema izy?
|
||
|
|
||
|
Solomona dia niteny tamin'i Simey fa rehefa miala avy ao Jerosalema handeha ho any amin'ny toeran-kafa izy, dia ho faty.
|