plt_tq/1ki/02/32.md

4 lines
235 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana i Solomona Mpanjaka no namono an'i Joaba?
Solomona dia namono an'i Joaba satria nanafika sy namono an'i Abnera zanaka lahin'i Nera sy Amasa zanaka lahin'i Jetera tsy nisy fahazoan-dalana avy tamin'i Davida Mpanjaka i Joaba.