plt_tq/1ki/02/19.md

4 lines
161 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana i Batseba no nandeha tany amin'i Solomona?
Batseba dia nandeha tany amin'i Solomona mba hangataka fa i Abisaga dia ho atolotra an'i Adonia ho vadiny.