plt_tq/1ki/02/16.md

4 lines
164 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nangatahan'i Adonia tamin'i Batseba?
Adonia dia nangataka taminy mba hiteny amin'i Solomona ny mba hanolorana an'i Abisaga ilay Sonemita mba ho vadiny.