plt_tq/1jn/02/24.md

8 lines
337 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no lazain'i Jaona hataon'ireo mpino mba hitoetra ao amin'ny Zanaka sy ao amin'ny Ray?
I Jaona dia milaza an'ireo mpino mba hitoetra ao amin'izay ren'izy ireo hatramin'ny fiandohana.
# Inona no fampanantenana nomena an'ireo mpino tamin'ny alalan'Andriamanitra?
Nampanantena ny fiainana mandrakizay an'ireo mpino Andriamanitra.