plt_tq/1jn/02/09.md

4 lines
212 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no toetra ara-panahin'ny olona izay milaza fa ao amin'ny fahazavana izy, nefa mankahala ny rahalahiny?
Ao amin'ny haizina ny olona izay milaza fa ao amin'ny fahazavana izy, nefa mankahala ny rahalahiny.