plt_tq/1jn/01/01.md

12 lines
423 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nolazain'i Jaona fa avy amin'ny fiandohana?
Milaza i Jaona fa ny tenin'ny fiainana no efa hatramin'ny fiandohana.
# Avy amin'ny inona no nahafantaran'i Jaona momban'nyTenin'ny fiainana?
I Jaona dia nandre, nahita, nandinika ary nihazona ny Tenin'ny fiainana.
# Aiza no misy ny Tenin'ny fiainana talohan'ny nanehoan'i Jaona izany?
Niaraka tamin'ny Ray ny Tenin'ny fiainana talohan'ny nanehoan'i Jaona izany.